plt_tn/1ki/03/06.md

957 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona dia namaly ny fanontanian'Andriamanitra.

Ianao efa naneho tsy fivadiham-panekana lehibe

"Ianao dia tena manam-pinoana amin'ny fanekenao"

satria nandeha teo anatrehanao tamin'ny fahamendreham-pitokisana, tamin'ny fahamarinana, ary tamin'ny fahitsim-po izy.

Ny fandehanana dia sarinteny amin'ny fiainan'ny olona. Ny anarana hoe "mendrim-pitokisana", "fahamarinana", ary "fahitsiana" dia azo hadika ho teny. D.H: "satria izy dia mendrika hitokisana sy marina, ary ny fony dia mahitsy"

ary tamin'ny fahitsim-po

Ny olona tso-po dia voalaza toy ny olona izay manana fo mahitsy. D.H: "ary dia tso-po izy" na "ary dia nilaza ny marina izy ka nanao ny tsara"

nomenao zanaka lahy izy

Ny "zanaka lahy" dia Solomona.

hipetraka eo amin'ny seza fiandrianany

"mitondra eo amin'ny toerany"

anio

"amin'izao." Solomona dia milaza tsy iray amin'ireo andro akory, fa tamin'ny andro izay efa nitondrany.