# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Solomona dia namaly ny fanontanian'Andriamanitra. # Ianao efa naneho tsy fivadiham-panekana lehibe "Ianao dia tena manam-pinoana amin'ny fanekenao" # satria nandeha teo anatrehanao tamin'ny fahamendreham-pitokisana, tamin'ny fahamarinana, ary tamin'ny fahitsim-po izy. Ny fandehanana dia sarinteny amin'ny fiainan'ny olona. Ny anarana hoe "mendrim-pitokisana", "fahamarinana", ary "fahitsiana" dia azo hadika ho teny. D.H: "satria izy dia mendrika hitokisana sy marina, ary ny fony dia mahitsy" # ary tamin'ny fahitsim-po Ny olona tso-po dia voalaza toy ny olona izay manana fo mahitsy. D.H: "ary dia tso-po izy" na "ary dia nilaza ny marina izy ka nanao ny tsara" # nomenao zanaka lahy izy Ny "zanaka lahy" dia Solomona. # hipetraka eo amin'ny seza fiandrianany "mitondra eo amin'ny toerany" # anio "amin'izao." Solomona dia milaza tsy iray amin'ireo andro akory, fa tamin'ny andro izay efa nitondrany.