plt_tn/1ki/03/06.md

28 lines
957 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Solomona dia namaly ny fanontanian'Andriamanitra.
# Ianao efa naneho tsy fivadiham-panekana lehibe
"Ianao dia tena manam-pinoana amin'ny fanekenao"
# satria nandeha teo anatrehanao tamin'ny fahamendreham-pitokisana, tamin'ny fahamarinana, ary tamin'ny fahitsim-po izy.
Ny fandehanana dia sarinteny amin'ny fiainan'ny olona. Ny anarana hoe "mendrim-pitokisana", "fahamarinana", ary "fahitsiana" dia azo hadika ho teny. D.H: "satria izy dia mendrika hitokisana sy marina, ary ny fony dia mahitsy"
# ary tamin'ny fahitsim-po
Ny olona tso-po dia voalaza toy ny olona izay manana fo mahitsy. D.H: "ary dia tso-po izy" na "ary dia nilaza ny marina izy ka nanao ny tsara"
# nomenao zanaka lahy izy
Ny "zanaka lahy" dia Solomona.
# hipetraka eo amin'ny seza fiandrianany
"mitondra eo amin'ny toerany"
# anio
"amin'izao." Solomona dia milaza tsy iray amin'ireo andro akory, fa tamin'ny andro izay efa nitondrany.