plt_tn/1ki/03/01.md

945 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Hanambady Egyptianina iray i Solomona.

Niray dina tamin'i Farao mpanjakan'ny Egypta tamin'ny alalan'ny fanambadiana i Solomona.

Lasa vinanto lahin'i Farao mpanajakan'i Egypte i Solomona ka dia hiara-hiasa sy hiady hanohitra ireo fahavalo ireo mpanjaka roa.

mandraham-pahavitany nanorina ny trano

Izy dia mbola tany amin'ny tanànan'i Davida taorian'ny nahavitàny nanorina.

ny tranon'i Yaveh

"ny tempoly"

mbola tsy nisy trano niorina

D.H: "tsy nisy na iray aza mbola nahavita nanorina trano"

ho an'ny anaran'i Yaveh

Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny amin'ny olona, ary ny hoe "amin'ny anaran'i" dia maneho fanompoana olona. D.H: "ao amin'izay hanompoan'ny olona an'i Yaveh"

fandehanana araka ny lalàn'i Davida rainy,

Ny fomba hiainan'ny olona ny fiainan'olona dia voalaza toy ny fandehanana amin'ny lalana iray. D.H: "fankatoavana ny lalàna izay efa nataon'ny rain'i Davida."