plt_tn/1ki/03/01.md

28 lines
945 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Hanambady Egyptianina iray i Solomona.
# Niray dina tamin'i Farao mpanjakan'ny Egypta tamin'ny alalan'ny fanambadiana i Solomona.
Lasa vinanto lahin'i Farao mpanajakan'i Egypte i Solomona ka dia hiara-hiasa sy hiady hanohitra ireo fahavalo ireo mpanjaka roa.
# mandraham-pahavitany nanorina ny trano
Izy dia mbola tany amin'ny tanànan'i Davida taorian'ny nahavitàny nanorina.
# ny tranon'i Yaveh
"ny tempoly"
# mbola tsy nisy trano niorina
D.H: "tsy nisy na iray aza mbola nahavita nanorina trano"
# ho an'ny anaran'i Yaveh
Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny amin'ny olona, ary ny hoe "amin'ny anaran'i" dia maneho fanompoana olona. D.H: "ao amin'izay hanompoan'ny olona an'i Yaveh"
# fandehanana araka ny lalàn'i Davida rainy,
Ny fomba hiainan'ny olona ny fiainan'olona dia voalaza toy ny fandehanana amin'ny lalana iray. D.H: "fankatoavana ny lalàna izay efa nataon'ny rain'i Davida."