# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Hanambady Egyptianina iray i Solomona. # Niray dina tamin'i Farao mpanjakan'ny Egypta tamin'ny alalan'ny fanambadiana i Solomona. Lasa vinanto lahin'i Farao mpanajakan'i Egypte i Solomona ka dia hiara-hiasa sy hiady hanohitra ireo fahavalo ireo mpanjaka roa. # mandraham-pahavitany nanorina ny trano Izy dia mbola tany amin'ny tanànan'i Davida taorian'ny nahavitàny nanorina. # ny tranon'i Yaveh "ny tempoly" # mbola tsy nisy trano niorina D.H: "tsy nisy na iray aza mbola nahavita nanorina trano" # ho an'ny anaran'i Yaveh Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny amin'ny olona, ary ny hoe "amin'ny anaran'i" dia maneho fanompoana olona. D.H: "ao amin'izay hanompoan'ny olona an'i Yaveh" # fandehanana araka ny lalàn'i Davida rainy, Ny fomba hiainan'ny olona ny fiainan'olona dia voalaza toy ny fandehanana amin'ny lalana iray. D.H: "fankatoavana ny lalàna izay efa nataon'ny rain'i Davida."