plt_tn/1ki/02/45.md

391 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona mpanjaka mandidy an'i Simey ho vonoina ho faty.

ny seza fiandrianan'i Davida dia hapetraka eo anatrehan'i Yaveh mandrakizay.

Eto ny "seza fiandrianana" dia maneho ny fahefana sy fitondran'i Davida sy ireo taranany rehetra mandrakizay.

an-tanan'i Solomona

Ny ampiasaina ity "tanana" ity dia maneho ny herin'i Solomona sy ny fahefana.