plt_tn/1ki/02/45.md

12 lines
391 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Solomona mpanjaka mandidy an'i Simey ho vonoina ho faty.
# ny seza fiandrianan'i Davida dia hapetraka eo anatrehan'i Yaveh mandrakizay.
Eto ny "seza fiandrianana" dia maneho ny fahefana sy fitondran'i Davida sy ireo taranany rehetra mandrakizay.
# an-tanan'i Solomona
Ny ampiasaina ity "tanana" ity dia maneho ny herin'i Solomona sy ny fahefana.