# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Solomona mpanjaka mandidy an'i Simey ho vonoina ho faty. # ny seza fiandrianan'i Davida dia hapetraka eo anatrehan'i Yaveh mandrakizay. Eto ny "seza fiandrianana" dia maneho ny fahefana sy fitondran'i Davida sy ireo taranany rehetra mandrakizay. # an-tanan'i Solomona Ny ampiasaina ity "tanana" ity dia maneho ny herin'i Solomona sy ny fahefana.