plt_tn/1ki/02/24.md

398 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona mpanjaka hamono an'i Adonia.

nametraka ahy sy nanao ahy teo amin'ny seza fiandrianana

Ny teny "seza fiandrianana" dia maneho ny fahefan'i Solomona handidy izay efa nanome tamin'ny alalan'i Yaveh.

izay nanao trano ho ahy

Eto ny "trano" dia maneho ireo taranaka izay nomen'i Yaveh tamin'i Solomona mpanjaka, ilay mitohy manjaka mandimby azy.