plt_tn/1ki/02/24.md

12 lines
398 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Solomona mpanjaka hamono an'i Adonia.
# nametraka ahy sy nanao ahy teo amin'ny seza fiandrianana
Ny teny "seza fiandrianana" dia maneho ny fahefan'i Solomona handidy izay efa nanome tamin'ny alalan'i Yaveh.
# izay nanao trano ho ahy
Eto ny "trano" dia maneho ireo taranaka izay nomen'i Yaveh tamin'i Solomona mpanjaka, ilay mitohy manjaka mandimby azy.