# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Solomona mpanjaka hamono an'i Adonia. # nametraka ahy sy nanao ahy teo amin'ny seza fiandrianana Ny teny "seza fiandrianana" dia maneho ny fahefan'i Solomona handidy izay efa nanome tamin'ny alalan'i Yaveh. # izay nanao trano ho ahy Eto ny "trano" dia maneho ireo taranaka izay nomen'i Yaveh tamin'i Solomona mpanjaka, ilay mitohy manjaka mandimby azy.