plt_tn/1ki/02/13.md

387 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Adonija dia ho avy hiresaka amin'i Batseba.

Hihavana

"tsy misy faniriana ny hahatonga ady"

Israely rehetra

Ity dia amin'ny ankapony.

niova ny zavatra rehetra

"izay nandrasana hitranga ka tsy nitranga"

natolotra ho an'ny rahalahiko ny fanjakana,

D.H: "Yaveh no nanome fahefana ho an'ny rahalahiko" na "lasa mpanjaka ny rahalahiko"