# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Adonija dia ho avy hiresaka amin'i Batseba. # Hihavana "tsy misy faniriana ny hahatonga ady" # Israely rehetra Ity dia amin'ny ankapony. # niova ny zavatra rehetra "izay nandrasana hitranga ka tsy nitranga" # natolotra ho an'ny rahalahiko ny fanjakana, D.H: "Yaveh no nanome fahefana ho an'ny rahalahiko" na "lasa mpanjaka ny rahalahiko"