plt_tn/1ki/02/13.md

20 lines
387 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Adonija dia ho avy hiresaka amin'i Batseba.
# Hihavana
"tsy misy faniriana ny hahatonga ady"
# Israely rehetra
Ity dia amin'ny ankapony.
# niova ny zavatra rehetra
"izay nandrasana hitranga ka tsy nitranga"
# natolotra ho an'ny rahalahiko ny fanjakana,
D.H: "Yaveh no nanome fahefana ho an'ny rahalahiko" na "lasa mpanjaka ny rahalahiko"