plt_tn/1ki/02/08.md

563 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Davida mpanjaka manohy miresaka amin'i Solomona ny fomba hitondrana an'Israely.

Simey ... Gera

anaran-dehilahy

Benjamita

taranak'i Benjamina

Bahorima ... Mahanaima

anaran-teorana

aza avela ho afaka amin'ny sazy izy

D.H: "azo antoka ny hanasaziana azy"

Ho entinao midina any amin'ny fasana miaraka amin'ny rà ny volo fotsiny

Ny rà dia fomba itenenana ny fahafatesana mahatsiravina, ary ny loha dia fibagoan-teny ho an'ny olona rehetra. D.H: "azo antoka fa maty amin'ny fahafatesana mahatsiravina izy"