plt_tn/1ki/02/08.md

24 lines
563 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Davida mpanjaka manohy miresaka amin'i Solomona ny fomba hitondrana an'Israely.
# Simey ... Gera
anaran-dehilahy
# Benjamita
taranak'i Benjamina
# Bahorima ... Mahanaima
anaran-teorana
# aza avela ho afaka amin'ny sazy izy
D.H: "azo antoka ny hanasaziana azy"
# Ho entinao midina any amin'ny fasana miaraka amin'ny rà ny volo fotsiny
Ny rà dia fomba itenenana ny fahafatesana mahatsiravina, ary ny loha dia fibagoan-teny ho an'ny olona rehetra. D.H: "azo antoka fa maty amin'ny fahafatesana mahatsiravina izy"