# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Davida mpanjaka manohy miresaka amin'i Solomona ny fomba hitondrana an'Israely. # Simey ... Gera anaran-dehilahy # Benjamita taranak'i Benjamina # Bahorima ... Mahanaima anaran-teorana # aza avela ho afaka amin'ny sazy izy D.H: "azo antoka ny hanasaziana azy" # Ho entinao midina any amin'ny fasana miaraka amin'ny rà ny volo fotsiny Ny rà dia fomba itenenana ny fahafatesana mahatsiravina, ary ny loha dia fibagoan-teny ho an'ny olona rehetra. D.H: "azo antoka fa maty amin'ny fahafatesana mahatsiravina izy"