plt_tn/1ki/01/20.md

842 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Batseba manohy resaka amin'i Davida mpanjaka.

ny mason'ny Israely rehetra dia eo aminao

Eto ny "maso" dia midika ireo olona. Izany dia amin'ny ankapobeny. D.H: "ny vahoakan'Israely rehetra dia mijery anao"

hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana

Fipetrahana eo ambony seza fiandrianana dia sarin-teny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "ho lasa mpanjaka"

rehefa hodimandry miaraka amin'ireo razany ny mpanjaka tompoko

Batseba miresaka amin'i Davida mpanjaka toy ny niresahany mahakasika azy nampisehoana ny nanajany azy. D.H: "rehefa modimandry miaraka amin'ny razanao ianao"

hodimandry miaraka amin'ireo razany

Ity dia fomba mihaja hilazàna hoe: "maty."

heverina ho tahaka ny mpanao meloka izaho sy Solomona zanako

D.H: "ny mpanjaka vaovao dia mihevitra ahy sy ny zanako lahy ho jiolahy"