plt_tn/1ki/01/20.md

24 lines
842 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Batseba manohy resaka amin'i Davida mpanjaka.
# ny mason'ny Israely rehetra dia eo aminao
Eto ny "maso" dia midika ireo olona. Izany dia amin'ny ankapobeny. D.H: "ny vahoakan'Israely rehetra dia mijery anao"
# hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana
Fipetrahana eo ambony seza fiandrianana dia sarin-teny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "ho lasa mpanjaka"
# rehefa hodimandry miaraka amin'ireo razany ny mpanjaka tompoko
Batseba miresaka amin'i Davida mpanjaka toy ny niresahany mahakasika azy nampisehoana ny nanajany azy. D.H: "rehefa modimandry miaraka amin'ny razanao ianao"
# hodimandry miaraka amin'ireo razany
Ity dia fomba mihaja hilazàna hoe: "maty."
# heverina ho tahaka ny mpanao meloka izaho sy Solomona zanako
D.H: "ny mpanjaka vaovao dia mihevitra ahy sy ny zanako lahy ho jiolahy"