plt_tn/1ki/01/15.md

32 lines
853 B
Markdown

# ny efitranon'ny mpanjaka
"efitrano izay natorian'ny mpanjaka"
# Abisaga Sonemita
Ity dia virjiny tanora izay nentin'ny mpanompon'i Davida mpanjaka hikarakara azy.
# Nanondrika ny tenany sy nandohalika teo anatrehan'ny mpanjaka
"niondrika nanakaiky ny tany teo anoloan'ny mpanjaka"
# Inona no irianao?
"Inona no azoko atao anao?"
# ianao nianiana tamin'ny
Ny endriky ny teny "ianao" eto dia hentitra. D.H: "inao tenanao no nianiana tamin'ny"
# mpanomponao
Batseba dia miresaka fa izy dia olon-kafa nampiseho an'i Davida izay nanajany azy. D.H: "ny amiko, ny mpanomponao"
# Yaveh
Ity dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny olony tao amin'ny testamenta taloha.
# hipetraka eto amin'ny seza fiandrianako izy
Fipetrahana eo ambony seza fiandrihanana dia sarin-teny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "Izy dia ho mpanjaka tsotra toa ahy."