# ny efitranon'ny mpanjaka "efitrano izay natorian'ny mpanjaka" # Abisaga Sonemita Ity dia virjiny tanora izay nentin'ny mpanompon'i Davida mpanjaka hikarakara azy. # Nanondrika ny tenany sy nandohalika teo anatrehan'ny mpanjaka "niondrika nanakaiky ny tany teo anoloan'ny mpanjaka" # Inona no irianao? "Inona no azoko atao anao?" # ianao nianiana tamin'ny Ny endriky ny teny "ianao" eto dia hentitra. D.H: "inao tenanao no nianiana tamin'ny" # mpanomponao Batseba dia miresaka fa izy dia olon-kafa nampiseho an'i Davida izay nanajany azy. D.H: "ny amiko, ny mpanomponao" # Yaveh Ity dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny olony tao amin'ny testamenta taloha. # hipetraka eto amin'ny seza fiandrianako izy Fipetrahana eo ambony seza fiandrihanana dia sarin-teny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "Izy dia ho mpanjaka tsotra toa ahy."