plt_tn/1ki/01/15.md

853 B

ny efitranon'ny mpanjaka

"efitrano izay natorian'ny mpanjaka"

Abisaga Sonemita

Ity dia virjiny tanora izay nentin'ny mpanompon'i Davida mpanjaka hikarakara azy.

Nanondrika ny tenany sy nandohalika teo anatrehan'ny mpanjaka

"niondrika nanakaiky ny tany teo anoloan'ny mpanjaka"

Inona no irianao?

"Inona no azoko atao anao?"

ianao nianiana tamin'ny

Ny endriky ny teny "ianao" eto dia hentitra. D.H: "inao tenanao no nianiana tamin'ny"

mpanomponao

Batseba dia miresaka fa izy dia olon-kafa nampiseho an'i Davida izay nanajany azy. D.H: "ny amiko, ny mpanomponao"

Yaveh

Ity dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny olony tao amin'ny testamenta taloha.

hipetraka eto amin'ny seza fiandrianako izy

Fipetrahana eo ambony seza fiandrihanana dia sarin-teny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "Izy dia ho mpanjaka tsotra toa ahy."