plt_tn/1jn/05/01.md

24 lines
805 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jaona dia manohy mampianatra ireo mpamaky ny bokiny momba ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fitiavana izay tokony hananan'ireo mpino satria manana ny toetra vaovaon'Andriamanitra izy ireo.
# naterak'Andriamanitra
"zanak'Andriamanitra"
# Noho izany no ahafantarantsika fa tiantsika ireo zanak'Andriamanitra: rehefa tia an'Andriamanitra sy manatanteraka ireo didiny isika
"Rehefa tia an'Andriamanitra isika ary manao ireo didiny, dia mahafantatra fa tia ny zanany"
# Satria izany no fitiavana ho an'Andriamanitra: dia ny hanatanterahantsika ireo didiny
"Satria rehefa manao ireo didiny isika, dia izany no tena fitiavana an'Andriamanitra"
# Ary ireo didiny dia tsy mavesatra
"Ary izay handidiany antsika dia tsy sarotra"
# mavesatra
"manorotoro" na "sarotra"