plt_tn/1jn/05/01.md

805 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Jaona dia manohy mampianatra ireo mpamaky ny bokiny momba ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fitiavana izay tokony hananan'ireo mpino satria manana ny toetra vaovaon'Andriamanitra izy ireo.

naterak'Andriamanitra

"zanak'Andriamanitra"

Noho izany no ahafantarantsika fa tiantsika ireo zanak'Andriamanitra: rehefa tia an'Andriamanitra sy manatanteraka ireo didiny isika

"Rehefa tia an'Andriamanitra isika ary manao ireo didiny, dia mahafantatra fa tia ny zanany"

Satria izany no fitiavana ho an'Andriamanitra: dia ny hanatanterahantsika ireo didiny

"Satria rehefa manao ireo didiny isika, dia izany no tena fitiavana an'Andriamanitra"

Ary ireo didiny dia tsy mavesatra

"Ary izay handidiany antsika dia tsy sarotra"

mavesatra

"manorotoro" na "sarotra"