# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Jaona dia manohy mampianatra ireo mpamaky ny bokiny momba ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fitiavana izay tokony hananan'ireo mpino satria manana ny toetra vaovaon'Andriamanitra izy ireo. # naterak'Andriamanitra "zanak'Andriamanitra" # Noho izany no ahafantarantsika fa tiantsika ireo zanak'Andriamanitra: rehefa tia an'Andriamanitra sy manatanteraka ireo didiny isika "Rehefa tia an'Andriamanitra isika ary manao ireo didiny, dia mahafantatra fa tia ny zanany" # Satria izany no fitiavana ho an'Andriamanitra: dia ny hanatanterahantsika ireo didiny "Satria rehefa manao ireo didiny isika, dia izany no tena fitiavana an'Andriamanitra" # Ary ireo didiny dia tsy mavesatra "Ary izay handidiany antsika dia tsy sarotra" # mavesatra "manorotoro" na "sarotra"