plt_tn/1ch/28/02.md

24 lines
609 B
Markdown

# nitsangana
D.H: "nijoro"
# ry rahalahiko sy vahoakako
ireo andian-teny roa ireo dia mizara hevitra mitovy ary mampisongadina fa i Davida sy ireo vahoakan'Israely dia mpinakavy.
# ny fiaran'ny faneken'i Yaveh; fitoeran-tongotra ho an'ny Andriamanitsika
Ny andian-teny faharoa dia mamaritra ny andian-teny voalohany. Matetika i Yaveh dia milaza ny "fiaran'ny fanekena" ho "fitoeran-tongony".
# tempoly ho an'ny anarako
D.H: "tempoly ho ahy"
# lehilahin'ady ianao ary efa nandatsa-drà
Na ny fanoritsoritana aza dia mampisongadina zavatra mitovy ihany.
# efa nandatsa-drà
D.H: "namono olona" (UDB)