# nitsangana D.H: "nijoro" # ry rahalahiko sy vahoakako ireo andian-teny roa ireo dia mizara hevitra mitovy ary mampisongadina fa i Davida sy ireo vahoakan'Israely dia mpinakavy. # ny fiaran'ny faneken'i Yaveh; fitoeran-tongotra ho an'ny Andriamanitsika Ny andian-teny faharoa dia mamaritra ny andian-teny voalohany. Matetika i Yaveh dia milaza ny "fiaran'ny fanekena" ho "fitoeran-tongony". # tempoly ho an'ny anarako D.H: "tempoly ho ahy" # lehilahin'ady ianao ary efa nandatsa-drà Na ny fanoritsoritana aza dia mampisongadina zavatra mitovy ihany. # efa nandatsa-drà D.H: "namono olona" (UDB)