plt_tn/1ch/28/02.md

609 B

nitsangana

D.H: "nijoro"

ry rahalahiko sy vahoakako

ireo andian-teny roa ireo dia mizara hevitra mitovy ary mampisongadina fa i Davida sy ireo vahoakan'Israely dia mpinakavy.

ny fiaran'ny faneken'i Yaveh; fitoeran-tongotra ho an'ny Andriamanitsika

Ny andian-teny faharoa dia mamaritra ny andian-teny voalohany. Matetika i Yaveh dia milaza ny "fiaran'ny fanekena" ho "fitoeran-tongony".

tempoly ho an'ny anarako

D.H: "tempoly ho ahy"

lehilahin'ady ianao ary efa nandatsa-drà

Na ny fanoritsoritana aza dia mampisongadina zavatra mitovy ihany.

efa nandatsa-drà

D.H: "namono olona" (UDB)