plt_tn/1ch/26/15.md

601 B

Ny vavahady atsimo dia notendrena ho an'i Obed-edoma, ary ny trano fitehirizana no notendrena ho an'ireo zanany lahy.

"Mpiandraikitra ny amin'ny fiambenana ny vavahady atsimo i Obed-edoma, ary ireo zanany lahy niandry ireo trano fitehirizana.

Obed-edoma

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:4

Sopima

Izany no anaran'ny lehilahy.

Hosa

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:10

Saleketa

Izany no anaran'ny vavahady.

Voapetraka ho an'ny isam-pianakaviana ireo fiambenana.

D.H: "Tompon'andraikitra ny amin'ny fiambenana zavatra ny fianakaviana tsirairay avy."