# Ny vavahady atsimo dia notendrena ho an'i Obed-edoma, ary ny trano fitehirizana no notendrena ho an'ireo zanany lahy. "Mpiandraikitra ny amin'ny fiambenana ny vavahady atsimo i Obed-edoma, ary ireo zanany lahy niandry ireo trano fitehirizana. # Obed-edoma Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:4 # Sopima Izany no anaran'ny lehilahy. # Hosa Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:10 # Saleketa Izany no anaran'ny vavahady. # Voapetraka ho an'ny isam-pianakaviana ireo fiambenana. D.H: "Tompon'andraikitra ny amin'ny fiambenana zavatra ny fianakaviana tsirairay avy."