plt_tn/1ch/26/15.md

24 lines
601 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny vavahady atsimo dia notendrena ho an'i Obed-edoma, ary ny trano fitehirizana no notendrena ho an'ireo zanany lahy.
"Mpiandraikitra ny amin'ny fiambenana ny vavahady atsimo i Obed-edoma, ary ireo zanany lahy niandry ireo trano fitehirizana.
# Obed-edoma
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:4
# Sopima
Izany no anaran'ny lehilahy.
# Hosa
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:10
# Saleketa
Izany no anaran'ny vavahady.
# Voapetraka ho an'ny isam-pianakaviana ireo fiambenana.
D.H: "Tompon'andraikitra ny amin'ny fiambenana zavatra ny fianakaviana tsirairay avy."