plt_tn/1ch/26/12.md

402 B

na ny tanora na ny antitra

D.H: "ny olona tsirairay avy" na "ny olona amin'ny taona rehtra"

Selemia

Fanononana hafa ny hoe "Meselemia" izany ao amin'ny 26:1.

Zakaria

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:1

Rehefa natsipy ny loka

D.H: "Rehefa nanipy ny loka izy ireo"

mpanolo-tsaina hendry

Olona izay mampiseho fitsarana marina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra izany.