plt_tn/1ch/26/12.md

20 lines
402 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# na ny tanora na ny antitra
D.H: "ny olona tsirairay avy" na "ny olona amin'ny taona rehtra"
# Selemia
Fanononana hafa ny hoe "Meselemia" izany ao amin'ny 26:1.
# Zakaria
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:1
# Rehefa natsipy ny loka
D.H: "Rehefa nanipy ny loka izy ireo"
# mpanolo-tsaina hendry
Olona izay mampiseho fitsarana marina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra izany.