# na ny tanora na ny antitra D.H: "ny olona tsirairay avy" na "ny olona amin'ny taona rehtra" # Selemia Fanononana hafa ny hoe "Meselemia" izany ao amin'ny 26:1. # Zakaria Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 26:1 # Rehefa natsipy ny loka D.H: "Rehefa nanipy ny loka izy ireo" # mpanolo-tsaina hendry Olona izay mampiseho fitsarana marina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra izany.