plt_tn/1ch/26/10.md

16 lines
547 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manohy ny lisitry ny mpiandry vavahady izay nanomboka tao amin'ny 26:1 ity.
# Hosa ... Merary ... Simry... Hilkia...Tebalia ... Zakaria
Ireo no anaran'ireo lehilahy.
# no faharoa ... fahatelo... fahefatra
Mampiseho ny laharana izay nahaterahan'ireo zanaka lahy ity. D.H: "laharana 2... laharana 3... laharana 4" na "ny manaraka" ho an'ny tsirairay avy.
# Ireo zanaka lahin'i Hosa sy ny havany akaiky rehetra dia telo ambin'ny folo ny isany
D.H: "Nisy 13 ireo zanaka lahin'i Hosa sy ny havany akaiky."