# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy ny lisitry ny mpiandry vavahady izay nanomboka tao amin'ny 26:1 ity. # Hosa ... Merary ... Simry... Hilkia...Tebalia ... Zakaria Ireo no anaran'ireo lehilahy. # no faharoa ... fahatelo... fahefatra Mampiseho ny laharana izay nahaterahan'ireo zanaka lahy ity. D.H: "laharana 2... laharana 3... laharana 4" na "ny manaraka" ho an'ny tsirairay avy. # Ireo zanaka lahin'i Hosa sy ny havany akaiky rehetra dia telo ambin'ny folo ny isany D.H: "Nisy 13 ireo zanaka lahin'i Hosa sy ny havany akaiky."