plt_tn/1ch/26/10.md

547 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manohy ny lisitry ny mpiandry vavahady izay nanomboka tao amin'ny 26:1 ity.

Hosa ... Merary ... Simry... Hilkia...Tebalia ... Zakaria

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

no faharoa ... fahatelo... fahefatra

Mampiseho ny laharana izay nahaterahan'ireo zanaka lahy ity. D.H: "laharana 2... laharana 3... laharana 4" na "ny manaraka" ho an'ny tsirairay avy.

Ireo zanaka lahin'i Hosa sy ny havany akaiky rehetra dia telo ambin'ny folo ny isany

D.H: "Nisy 13 ireo zanaka lahin'i Hosa sy ny havany akaiky."