plt_tn/1ch/23/30.md

16 lines
548 B
Markdown

# Nitsangana ihany koa izy ireo
"Nitsangana ihany koa ireo Levita"
# na oviana na oviana no manatitra fanatitra dorana ho an'i Yaveh
D.H: "na oviana na oviana ny mpisorona dia nanatitra fanatitra dorana ho an'i Yaveh."
# fankalazana ny voaloham-bolana
ireo fialan-tsasatra ireo dia manamarika ny fiandohan'ny volana vaovao tsirairay avy.
# Ny isa raikitra, izay voatendrin'ny didy, dia tsy maintsy aseho eo anatrehan'i Yaveh mandrakariva
D.H: "Izany no adidin'ny sasany tamin'ny Levita mba hiseho hanao fanatitra mandrakariva amin'i Yaveh."