# Nitsangana ihany koa izy ireo "Nitsangana ihany koa ireo Levita" # na oviana na oviana no manatitra fanatitra dorana ho an'i Yaveh D.H: "na oviana na oviana ny mpisorona dia nanatitra fanatitra dorana ho an'i Yaveh." # fankalazana ny voaloham-bolana ireo fialan-tsasatra ireo dia manamarika ny fiandohan'ny volana vaovao tsirairay avy. # Ny isa raikitra, izay voatendrin'ny didy, dia tsy maintsy aseho eo anatrehan'i Yaveh mandrakariva D.H: "Izany no adidin'ny sasany tamin'ny Levita mba hiseho hanao fanatitra mandrakariva amin'i Yaveh."