plt_tn/1ch/23/30.md

548 B

Nitsangana ihany koa izy ireo

"Nitsangana ihany koa ireo Levita"

na oviana na oviana no manatitra fanatitra dorana ho an'i Yaveh

D.H: "na oviana na oviana ny mpisorona dia nanatitra fanatitra dorana ho an'i Yaveh."

fankalazana ny voaloham-bolana

ireo fialan-tsasatra ireo dia manamarika ny fiandohan'ny volana vaovao tsirairay avy.

Ny isa raikitra, izay voatendrin'ny didy, dia tsy maintsy aseho eo anatrehan'i Yaveh mandrakariva

D.H: "Izany no adidin'ny sasany tamin'ny Levita mba hiseho hanao fanatitra mandrakariva amin'i Yaveh."