plt_tn/1ch/22/17.md

924 B

efa nanome fiadanana anareo tamin'ny lafiny rehetra

"efa nanome fiadanana ho anareo tamin'ny ady amin'ny lafiny rehetra manodidina an'Israely."

Efa nanome ireo mponin'ny faritra teto am-pelatanako Izy

"Efa nanome hery ho ahy tao amin'ny tsirairay izay monina manodidina antsika izy."

Milavo lefona eo anatrehan'i Yaveh sy ny olony ny faritra

"Yaveh sy ny olony no manara-maso ny tanin'izy ireo."

Ankehitriny

io teny io dia manambara zavatra manan-danja izay efa tenenin'i Davida.

mitadiava an'i Yaveh Andriamanitrareo

D.H: "andramo izay hahazoana an'Andriamanitra hihaino anareo"

fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra

"amin-kitsi-po" na "amin'ny fo manontolo"

Mitsangàna ary ahoreno ny toerana masina

D.H: "Mitsangàna ary tariho ireo mpiasa mba hanorenan'izy ireo ny toerana masina."

trano izay naorina ho an'ny anaran'i Yaveh

"ny tempoly izay aorinao hanomezam-boninahitra an'i Yaveh."