plt_tn/1ch/22/17.md

32 lines
924 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# efa nanome fiadanana anareo tamin'ny lafiny rehetra
"efa nanome fiadanana ho anareo tamin'ny ady amin'ny lafiny rehetra manodidina an'Israely."
# Efa nanome ireo mponin'ny faritra teto am-pelatanako Izy
"Efa nanome hery ho ahy tao amin'ny tsirairay izay monina manodidina antsika izy."
# Milavo lefona eo anatrehan'i Yaveh sy ny olony ny faritra
"Yaveh sy ny olony no manara-maso ny tanin'izy ireo."
# Ankehitriny
io teny io dia manambara zavatra manan-danja izay efa tenenin'i Davida.
# mitadiava an'i Yaveh Andriamanitrareo
D.H: "andramo izay hahazoana an'Andriamanitra hihaino anareo"
# fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra
"amin-kitsi-po" na "amin'ny fo manontolo"
# Mitsangàna ary ahoreno ny toerana masina
D.H: "Mitsangàna ary tariho ireo mpiasa mba hanorenan'izy ireo ny toerana masina."
# trano izay naorina ho an'ny anaran'i Yaveh
"ny tempoly izay aorinao hanomezam-boninahitra an'i Yaveh."