# efa nanome fiadanana anareo tamin'ny lafiny rehetra "efa nanome fiadanana ho anareo tamin'ny ady amin'ny lafiny rehetra manodidina an'Israely." # Efa nanome ireo mponin'ny faritra teto am-pelatanako Izy "Efa nanome hery ho ahy tao amin'ny tsirairay izay monina manodidina antsika izy." # Milavo lefona eo anatrehan'i Yaveh sy ny olony ny faritra "Yaveh sy ny olony no manara-maso ny tanin'izy ireo." # Ankehitriny io teny io dia manambara zavatra manan-danja izay efa tenenin'i Davida. # mitadiava an'i Yaveh Andriamanitrareo D.H: "andramo izay hahazoana an'Andriamanitra hihaino anareo" # fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra "amin-kitsi-po" na "amin'ny fo manontolo" # Mitsangàna ary ahoreno ny toerana masina D.H: "Mitsangàna ary tariho ireo mpiasa mba hanorenan'izy ireo ny toerana masina." # trano izay naorina ho an'ny anaran'i Yaveh "ny tempoly izay aorinao hanomezam-boninahitra an'i Yaveh."