plt_tn/1ch/22/06.md

24 lines
547 B
Markdown

# niantso izy
"Niantso i Davida"
# nandidy azy hanorina... fikasako ny hanorenana
"nandidy ireo mpiasa mba hanorina ... ny drafitro dia ny hanakarama mpiasa hanorina."
# ho an'ny anaran'i Yaveh Andriamanitro
"mba hanome voninahitra an'i Yaveh Andriamanitro."
# Efa nandatsaka rà maro ianao
"efa namono olona maro ianao"
# Tsy hanorina trano ho an'ny anarako ianao
"Tsy hanorina tempoly hanomezam-boninahitra Ahy ianao."
# satria efa nandatsaka rà maro teto an-tany teo imasoko ianao
"satria fantatro fa efa namono olona maro ianao."