# niantso izy "Niantso i Davida" # nandidy azy hanorina... fikasako ny hanorenana "nandidy ireo mpiasa mba hanorina ... ny drafitro dia ny hanakarama mpiasa hanorina." # ho an'ny anaran'i Yaveh Andriamanitro "mba hanome voninahitra an'i Yaveh Andriamanitro." # Efa nandatsaka rà maro ianao "efa namono olona maro ianao" # Tsy hanorina trano ho an'ny anarako ianao "Tsy hanorina tempoly hanomezam-boninahitra Ahy ianao." # satria efa nandatsaka rà maro teto an-tany teo imasoko ianao "satria fantatro fa efa namono olona maro ianao."