plt_tn/1ch/22/06.md

547 B

niantso izy

"Niantso i Davida"

nandidy azy hanorina... fikasako ny hanorenana

"nandidy ireo mpiasa mba hanorina ... ny drafitro dia ny hanakarama mpiasa hanorina."

ho an'ny anaran'i Yaveh Andriamanitro

"mba hanome voninahitra an'i Yaveh Andriamanitro."

Efa nandatsaka rà maro ianao

"efa namono olona maro ianao"

Tsy hanorina trano ho an'ny anarako ianao

"Tsy hanorina tempoly hanomezam-boninahitra Ahy ianao."

satria efa nandatsaka rà maro teto an-tany teo imasoko ianao

"satria fantatro fa efa namono olona maro ianao."