plt_tn/1ch/20/06.md

12 lines
369 B
Markdown

# Refaita
izany no anarana nomena ny hazakazaky ny olona izay lava be sy matanjaka.
# Jehonadaba ... Simea
Ireo no anaran'ireo lehilahy.
# matin'ny tanan'i Davida sy ny tanan'ireo miaramilany izy ireo
Davida sy ireo miaramilany dia nilazana ny faritry ny tenany nampiasaina hitazonana ny lefona. D.H: "Davida sy ireo miaramilany dia namono ny taranaky ny Refaita"