# Refaita izany no anarana nomena ny hazakazaky ny olona izay lava be sy matanjaka. # Jehonadaba ... Simea Ireo no anaran'ireo lehilahy. # matin'ny tanan'i Davida sy ny tanan'ireo miaramilany izy ireo Davida sy ireo miaramilany dia nilazana ny faritry ny tenany nampiasaina hitazonana ny lefona. D.H: "Davida sy ireo miaramilany dia namono ny taranaky ny Refaita"