plt_tn/1ch/20/06.md

369 B

Refaita

izany no anarana nomena ny hazakazaky ny olona izay lava be sy matanjaka.

Jehonadaba ... Simea

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

matin'ny tanan'i Davida sy ny tanan'ireo miaramilany izy ireo

Davida sy ireo miaramilany dia nilazana ny faritry ny tenany nampiasaina hitazonana ny lefona. D.H: "Davida sy ireo miaramilany dia namono ny taranaky ny Refaita"